Top articles

  • Vaovao 10 juin 2010

    10 juin 2010 ( #Vaovao )

    Arahabaina indray isika rehetra. Ela be izay tsy nisy vaovao ô? Ny vaovao misy fa .... tsy hita e! FIHAONANA TAONA 2010 Ny vaovao lehibe aloha dia ny hoe tapaka fa hatao ny ... 26 au 29 août 2010 izao ... ny fihaonantsika amn'ity taona ity Ny toerana...

  • Temoignage 001

    23 décembre 2009 ( #Vaovao )

    Faly miarahaba antsika tsirairay avy izahay mivady. Izao indray vo afaka manoratra fa izay vao vacances ny orinasa. Tianay mivady ny mizara aminareo ny fahamarinan’ny tenin’Andriamanitra izay asehony eo @ fiainanay mikasika ny Salamo 20 izay nodinihantsika...

  • Sary taloha N°001

    12 juin 2009 ( #Vaovao )

    Salut daholo indray an! Miala tsiny raha tsy nisy vaovao firy tato ho ato fa be ny natao e! Efa misy album vaovao io amin'ny côté gauche io, sary taloha no ao, dia jereo koa fa efa mba misy fampianarana vitako ao amin'ny 'page', vao ny intro ihany no...

  • 31 juillet 2009

    31 juillet 2009 ( #Vaovao )

    Manakory aby njay e! Velona indray aho rehefa tsy hita elaela ! Fa nareo kosa aloha an! Aza kivikivy zany rehefa toa tsy misy miteniteny' ato amin'ny blog mandritra ny fotoana elaela. Ilay izy manko tahaka ny fiainana rehetra ihany, kodiaran-tsarety,...

  • Vaovao mikasika fihaonana 2010

    27 octobre 2009 ( #Vaovao )

    Faly miarahaba antsika tsirairay indray. Misaotra an’Andriamanitra fa vita soa aman-tsara ny fivoriana nataon’ny komity ny amin’ny fanomanana ny fihaonana manaraka ny 24 octobre 2009 lasa teo. Araka izany dia zavatra efatra (4) no tena nojerena tamin’izany:...

  • HENIPITIA

    09 mars 2010 ( #Vaovao )

    Manahoana daholo. Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra dia teraka soa aman-tsara tamin'ny 23/02/2010 tamin'ny 14h40 tao amin'ny hopitaly Loterana SALFA Vohémar i RAMINOSOA Henipitia, zanak'i Henikaja sy Vazoly. Misaotra indrindra antsika rehetra nahatsiaro...

  • Fihaonana 2010

    28 septembre 2009 ( #Vaovao )

    Salama daholo ô! Tsy henoheno intsony isika izany an! Aiza daholo nareo e? Ny tiana hambara fotsiny dia hivory ireo komity napetraka hikarakara ny fihaonantsika @ 24 octobre 2009 izao dia miangavy antsika tsirairay avy mba samy hanolotra daty ny @ izay...

  • Misy vaovao, mariazy

    21 août 2009 ( #Vaovao )

    Bonjour daholo ndray e! Efa ho iray volana izay aho no tsy nanoratra! Nareo koa! Ny vaovao moa dia ny fanambadian'i Tina sy Joh atao amin'ny 12 septembre 2009 izao. Tsy handalo ao amin'ny fiangonana Ankadivato ilay izy fa lavitra be mantsy ny toerana...

  • De Koly

    14 mai 2009

    salut daoly ry zemzadulta Naafinaritra ny lasy e! Na de feno be aza ny programme de tsy de naasosotra satria efa ela koa tsy niaina otranireny Naasoa ny fampianarana, za zao tene miketriketrika projet mintsy fa kay Andriamanitra tena manantanteraka izay...

  • Jeunes Adultes Antsirabe 2009

    15 mai 2009

    Re-manahoana, Mba manana sosokevitra aho Tsara raha atsangana ny ' club des jeunes adultes' eto Antsirabe amin'izao fotoana (2009) izao. Izany hoe mivory 'périodiquement' izay efa ' tanora ' (tanora no fiantso ny 'jeunes adultes' any amin'ny fiangonana...

  • Mahafinaritra

    14 mai 2009

    Bonjour daholo njaye! Mahafinaritra ny fandraisana nanjara ataontsika hatramin'izao aloha. Dia manporisika hatrany. Rehefa mahatsiarao ianao na oviana, dia afaka manoratra foana 'de tout et de rien' fa mampahery ny tsirairay( moi en particulier) ihany...

  • Fiarahabana sy fisaorana

    08 mai 2009 ( #Vaovao )

    Faly misaotra an'Andriamanitra isika fa voaforona soa aman-tsara ity blog ity. Misaotra Azy ihany koa afaka nampihaona antsika rehetra tao Antsirabe tamin'ny 1-2-3 mai 2009 teo. Misaotra anareo izay nanan-kevitra voalohany, misaotra ireo rehetra nikarakara...

  • Vita ny lasy

    08 septembre 2010 ( #Vaovao )

    Misaotra an'Andriamanitra fa vita ny lasy aout 2010 natao tany Antsirabe. Misaotra an'ireo izay nanoina ny antso. Misaotra izay rehetra nikarakara indrindra ireo izay tany an-toerana, fa akaiky vilany feno arina toko ianareo. Maro ny soa azo avy tamin'iny...

  • INVITATION LASY

    25 juin 2010 ( #Vaovao )

    Faly miarahaba antsika tsirairay indray. Araka ny efa fantatsika dia amin’ny 26 ka hatramin’ny 29 août 2010 izao ny fihaonana faharoa ho an’ny jeunes adultes teo Ambohimena izany hoe 4 andro. Koa manasa antsika izay ho avy ary mba hameno ny fisoratana...

  • Sary taloha + Fampianarana

    29 mai 2009

    Bonjour daholo e! Misaotra an'Andriamanitra indray afaka manotratr androany fa teo ho eo izay tena narary be (grippe); noho izany moa dia tsy 'mis en ligne ' indray ireo sary taloha izay efa vitako 'numérisation' sy ny naotin'ny fampianarana izay mba...

  • Lasy 2010 Antsirabe

    23 juillet 2010

    Bonjour daholo e! Mbola resaka lasy ihany fa fanamafisana ihany : Fotoana : jeu 26 - dim 29 août 2010 Toerana : Betty, Mandaniresaka ANTSIRABE Lohahevitra : Jesoa Kristy, ny antony anarahako azy... Fisoratana anarana : any amin'i Lala, 31 juillet 2010...

  • Vaovao nov 2010

    03 novembre 2010

    Mbola faly ihany aho miarahaba antsika izay mandalo eto amin'ny blog. Ny vaovao azoko ambara dia 2 1- Efa nivoaka ny Clip Chorale Ankadifotsy voalohany 2-hisy fanavaozana sy fomba fiasa vaovao ity blog ity, izay hisian'ny fandraisantsika anjara. Holazaina...

  • Sary taloha

    15 mai 2009

    Manakory aby njaye! O ry reto a! Zay mbô manana sary taloha dia mba adefaso re a! Azonareo ato ny mi-'scanner' azy na averina tifirina amina 'appareil photo numérique' (tsy asiana'flash') dia efa 'basta'. Ny 'affichage'-n'ny 'blog'-tsika dia ezahina hatsaraina...

  • sary tany amin'ny lasy 123mai2009

    12 mai 2009 ( #Photos )

    Indreto àry ny photo vitsivitsy tany amin'ny Pst Ravaka, mety mbola ho avy ny an'ny sasany, mazoto 'homana' (ny maso) ary ô!

  • 3 juillet 2009

    03 juillet 2009 ( #Photos )

    Bonjour ndray e! Tsy mbola mahasoratra be fa sary aloha jerena, misy ALBUM vaovao io ambany io "TALOHA-2" Mazoto dôdôly e!

  • Tohin'ny sary

    13 mai 2009

    Bonjour, tonga ny sary manaraka, esantionany ihany ity fa etsy ambany(en bas à gauche) amin'ny album ny maro, Hirahira harivariva

  • Sary manaraka

    12 mai 2009 ( #Photos )

    Rahampitso aprem njay Mira ! Calme fotsiny fa mbola b d b e! Laz

  • Tratry ny taona 2010

    09 février 2010

    Manakory daholo indray e! Amin'ny fifaliana no hiarahabana antsika tsirairay indray tratry ny taona vaovao 2010. Koa mirary soa ho antsika araka izany ary ny fahasoavana avy amin'Andriamanitra tokoa no irina mba hameno ny fiainantsika mandritra ity taona...