HENIPITIA

Publié le par LeJeuneAdulte

Manahoana daholo.
Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra dia teraka soa aman-tsara tamin'ny 23/02/2010 tamin'ny 14h40 tao amin'ny hopitaly Loterana SALFA Vohémar i RAMINOSOA Henipitia, zanak'i Henikaja sy Vazoly.
henipitia-1
Misaotra indrindra antsika rehetra nahatsiaro am-bavaka.
Mba apetraka aminareo ny fampitana ny vaovao @ jeunes adultes Antsirabe rehetra azafady indrindra.
Merci beaucoup dia bonne journée an.
henipitia-2

Publié dans Vaovao

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article
R

Slt, toy izao ny asan'Atra ka tsy hay ny tsy hidera Azy, mahafatifaty ery le zazakely.

Répondre
D

Arabaina e. De maharoroa taiza

Répondre
R

Dia faly miarahaba an'i Henikaja sy Vazoly nomen'Atra an'i Henipitia. Mirary ny fahasoavan'ny Tompontsika ho aminareo telo mianaka. Misaotra an'i Laza nampita ny vaovao koa.
Pst Rajo mianakavy

Répondre