Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

vaovao

Vita ny lasy

Misaotra an'Andriamanitra fa vita ny lasy aout 2010 natao tany Antsirabe. Misaotra an'ireo izay nanoina ny antso. Misaotra izay rehetra nikarakara indrindra ireo izay tany an-toerana, fa akaiky vilany feno arina toko ianareo. Maro ny soa azo avy tamin'iny...

Lire la suite

INVITATION LASY

Faly miarahaba antsika tsirairay indray. Araka ny efa fantatsika dia amin’ny 26 ka hatramin’ny 29 août 2010 izao ny fihaonana faharoa ho an’ny jeunes adultes teo Ambohimena izany hoe 4 andro. Koa manasa antsika izay ho avy ary mba hameno ny fisoratana...

Lire la suite

Vaovao 10 juin 2010

Vaovao 10 juin 2010

Arahabaina indray isika rehetra. Ela be izay tsy nisy vaovao ô? Ny vaovao misy fa .... tsy hita e! FIHAONANA TAONA 2010 Ny vaovao lehibe aloha dia ny hoe tapaka fa hatao ny ... 26 au 29 août 2010 izao ... ny fihaonantsika amn'ity taona ity Ny toerana...

Lire la suite

HENIPITIA

HENIPITIA

Manahoana daholo. Nohon'ny fahasoavan'Andriamanitra dia teraka soa aman-tsara tamin'ny 23/02/2010 tamin'ny 14h40 tao amin'ny hopitaly Loterana SALFA Vohémar i RAMINOSOA Henipitia, zanak'i Henikaja sy Vazoly. Misaotra indrindra antsika rehetra nahatsiaro...

Lire la suite

Temoignage 001

Temoignage 001

Faly miarahaba antsika tsirairay avy izahay mivady. Izao indray vo afaka manoratra fa izay vao vacances ny orinasa. Tianay mivady ny mizara aminareo ny fahamarinan’ny tenin’Andriamanitra izay asehony eo @ fiainanay mikasika ny Salamo 20 izay nodinihantsika...

Lire la suite

Vaovao mikasika fihaonana 2010

Vaovao mikasika fihaonana 2010

Faly miarahaba antsika tsirairay indray. Misaotra an’Andriamanitra fa vita soa aman-tsara ny fivoriana nataon’ny komity ny amin’ny fanomanana ny fihaonana manaraka ny 24 octobre 2009 lasa teo. Araka izany dia zavatra efatra (4) no tena nojerena tamin’izany:...

Lire la suite

Fihaonana 2010

Fihaonana 2010

Salama daholo ô! Tsy henoheno intsony isika izany an! Aiza daholo nareo e? Ny tiana hambara fotsiny dia hivory ireo komity napetraka hikarakara ny fihaonantsika @ 24 octobre 2009 izao dia miangavy antsika tsirairay avy mba samy hanolotra daty ny @ izay...

Lire la suite

Misy vaovao, mariazy

Misy vaovao, mariazy

Bonjour daholo ndray e! Efa ho iray volana izay aho no tsy nanoratra! Nareo koa! Ny vaovao moa dia ny fanambadian'i Tina sy Joh atao amin'ny 12 septembre 2009 izao. Tsy handalo ao amin'ny fiangonana Ankadivato ilay izy fa lavitra be mantsy ny toerana...

Lire la suite

31 juillet 2009

31 juillet 2009

Manakory aby njay e! Velona indray aho rehefa tsy hita elaela ! Fa nareo kosa aloha an! Aza kivikivy zany rehefa toa tsy misy miteniteny' ato amin'ny blog mandritra ny fotoana elaela. Ilay izy manko tahaka ny fiainana rehetra ihany, kodiaran-tsarety,...

Lire la suite

Sary taloha N°001

Sary taloha N°001

Salut daholo indray an! Miala tsiny raha tsy nisy vaovao firy tato ho ato fa be ny natao e! Efa misy album vaovao io amin'ny côté gauche io, sary taloha no ao, dia jereo koa fa efa mba misy fampianarana vitako ao amin'ny 'page', vao ny intro ihany no...

Lire la suite

1 2 > >>