Lasy 2010 Antsirabe

Publié le par LeJeuneAdulte

Bonjour daholo e!

Mbola resaka lasy ihany fa fanamafisana ihany :

Fotoana : jeu 26 -  dim 29 août 2010

Toerana : Betty, Mandaniresaka ANTSIRABE

Lohahevitra : Jesoa Kristy, ny antony anarahako azy...

Fisoratana anarana : any amin'i Lala, 31 juillet 2010 no farany

Tsy mitondra : couvert, couverture, kidoro

Misy any : Ny namana taloha mahafinaritra na dia mangatsiaka be aza any, misy rano mafana hisasana, toerana ilalaovana malalaka, efitra afaka mitokana ny fianakaviana,  . . .

Vola ilaina : 260 000 fmg/olona ny 4 andro, ny zaza 3 taona no midina tsy mandoa, ny zaza 4 taona no mikatra dia mandoa 2/3= 173 335 fmg (tsara be sady betsaka ny sakafo + goûter an!)

Mbola ilaina : guitare, instrument de musique hafa,

Hira : ny hira faneva tamin'ny taona lasa = De mon Seigneur/ Exo dia mbola haverina + raha misy hira tianao mba hiraina na tianao hianarana dia ilazao aho (Laza, 033 11 515 66, 034 11 515 66, loolaza @ yahoo.com),

Tsarovy fa afaka manome sosokevitra foana isika na amin'ny lafiny hira na lalao na izay hahatsara ny lasintsika any.

Tongava maro fa ny fampianarana ho azo ary ny fiarahana hafinaritra ihany koa

Aza adinoina!    Tsara tonga ny alarobia isika fa tena tsy tsara ny hoe alakamisy maraina vao tonga tara=sady manakorontana ny hafa ianao no tsy 'tafiditra' intsony amin'ny fiarahana rehetra avy eo !

Laza

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article
L

Tsy maninona raha tena tsy afaka isika e!
Fa tokony hiezaka hanatratra ny fanombohana araka izay azo @ izay maharaka tsara e!
@ izay rehefa mihomehy ny rehetra dia miaraka mihomehy aminy fa tsy tara be!
Raha ohatra izany ka tena tara dia ataovy izay ahatongavana any @ Betty fa tsy misy fiara afaka haka intsony any @ séminaire.
Maika hihaona aminareo rehetra e!
Hampatsiaro ny taloha

Répondre