Sujet de prière

Bonjour nareo!
Ato izany no pejin'ny 'sujet de prière'. Azonareo alefa mail aty izay sujet tianareo alefa ato, dia rehefa misy valiny koa ilay izy dia mba milaza an.


Sujet 1:
Asa fitoriana ataon-dry Henikaja sy Vazoly any Vohémar. Hiainga amin'ity semaine ity (17-23 mai 2009)hody any ry zareo. Mba homen'Andriamanitra hery, sy faharetana ary fahendrena hatrany izireo.
Ho hitanareo ato http://batistankadifotsy.wordpress.com ny fandehan'ny asa any (amin'ny alakamisy 21 mai ngamba).
Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :